Fisandohana andraikitra

Accueil|Fisandohana andraikitra
Justice | Autre | Ar
Date: 10-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #365

Ande haka casier judiciaire ny tenako, vao sambany mo za no haka an'izany. Vao niditra za mo de manontany olona ny amin'ny fanaovana izany. Rehefa naheno ahy manontany ity lehilahy iray dia nanantona ahy ary nilaza fa vitany io fa andraso vetivety eo, lasa izy avy eo niaraka tamin'ny vola 15000 ar. Niandry teo ihany moa aho fa tsy niverina izy. Nanontany olona ndray aho avy eo hoe aiza manao azy, dia nankeny kay efa tsy hita intsony ilay olona. Ampitaina amintsika izay mba hitandrina amin'ny fanaovana taratasy eny fa misy misandoka mahavita nefa maka vola dia lasa.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias

Laissez un commentaire