Police | Circulation | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #370
Tsy manao ny asany ara-dalana ireo polisy monisipaly fa maka vola fotsiny amin'ireo mpitatitra ka ireo izay tsy manome ihany no iharan'ny fisavana ny taratasy ka rehefa tratra fa misy tsy mety dia ataon'ireo mijalijaly izay vao mahazo ny taratasy.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire