Police de la route

Accueil|Police de la route
Police | Circulation | Ar
Date: 12-2014 , Itasy – Arivonimamo | Rapport #371

Tsy nanao fiarovana ireto mpitaingina môtô 2 lahy ka nosakanan'ity Polisy. Nazavaina tamin'izy ireo ny antony nisakanana azy ary niafara tamin'ny fanasazina azy izany. Nezaka ny nitady fifanarahana ar-bola ireo 2 lahy nefa niala maina fa tsy maintsy nanaraka ny lalàna.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire