Fampidirana jiro

Accueil|Fampidirana jiro
Entreprise publique | Autre | 500000 Ar
Date: 2014 , Menabe – Morondava | Rapport #506

Nanao fangatahana compteur ny jiro tamin'ny JIRAMA ;dia tsy voavaly mihintsy ilay izy;Niverina tany izy, namaly ny tompon'andraikitra fa tsy anome ilay compteur jiro raha tsy manome 500000ar. Voatery tsy maintsy nandoa,satria te ahazo ilay jiro.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias

Laissez un commentaire