Fisavana ny vignety

Accueil|Fisavana ny vignety
Services municipaux | Autre | Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #508

Ny zavatra ataon'ireo kaominina rehefa misava ireo vignety ny Sicho-pousse. Ny hitako aloha tsy misava ireo rehefa pousse an'ny ireo manan-kaja na an'ny zandary dia tsy azo savaina  ka rehefa amin'ny olon-tsotra dia savaina ampandoavina vola

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire