concours au niveau gendarmerie:Fakana vola tamin’ny mpiadina

Accueil|concours au niveau gendarmerie:Fakana vola tamin’ny mpiadina
Gendarmerie | Autre | 1200000 Ar
Date: 07-07-2014 , Menabe – Morondava | Rapport #518

Nisy olona manan-kaja be niteny taminay fa hoe tsy mivoaka ato amin'ny fanadianana zandary ka naka vola taminay mitentina maromaro natao avance . Nefa rehefa nivaly ny fanadinana dia tsy afaka izahay mirahalahy

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire