Police | Circulation | 5000 Ar
Date: 15-03-2014 , Menabe – Morondava | Rapport #522
Nisy taxi-be mpitaitra mpanao ligne zotra regional ka nisakanan' ny mpitandro filaminana anankiray ka nasainy namoaka kara-panondro ny olona rehetra tao anatin'ilay taxi-be ka rehefa tsy nitondra ny iray amin'ireo olona ireo dia asain'ny mandoa vola
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
Laissez un commentaire