Transport | Transport publique | 3000000 Ar
Date: 08-04-2014 , Menabe – Morondava | Rapport #528
Nisy fiara fitanterana feno entana be lany visite dia nosavainy mpitandro filaminana ka nanome vola ilay mpamily nefa efa nanome vola any securité routiére. Ary dia nijanona tsy niasa ilay fiara fitaterana nefa rehefa vita tsar ny taratasin'ilay fiara dia mbola nakany izy ireo vola ihany.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire