En plein route vers Mahabo

Accueil|En plein route vers Mahabo
Gendarmerie | Circulation | 20000 Ar
Date: 20-10-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #536

Nisy olon-tsotra nitaingina fiaran'ny polisy sy ilay sefo anankiray hakany aminy Mahabo ka ity sefo ity tsy manana vola hisotrona toaka rehefa niaotra ny ity fiara anakiray izay manao fitanterana  Mahabo-morondava ity ny fairan'ity sefo dia najanony ilay fiaraka ho izy tamin'ilay sofera hoe tsy fantatrao ve fa fiarn'ny zandry tsy azo songonina dia nalainy ny taratasin'ny fiara naknay vola

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire