Lehiben’ny zandary manao afera omby

Accueil|Lehiben’ny zandary manao afera omby
Gendarmerie | Autre | 200000 Ar
Date: 07-08-2014 , Menabe – Morondava | Rapport #538

Nisy omby very tao amin'ny fokotany anakiray rehefa natao ny fanarana dia dia niditra taminy vohitra be izany ny omby ary rehefa notazoniny dia ireo sefo be kolonely,Procurera, C.B izy ireo tazana ao ka rehefa tafiditra ao ity mpanara dia ity dia nasain-dry zareo hametra kely vao nimpody amin'ny ombiny.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire