Justice | Autre | 100000 Ar
Date: 12-01-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #542
nisy vono olona mahatsiravina tao anatin'ny fokotany iray ka hay ny fantantra ny olona manao heloka be vava, saingy nandeha tany amin'ny tranon'ny prezida tribonaly izy ka nandoa vola be dai afaka soamantsara izy nefa tompon'ny fianakaviany mana-manjo dia mbola nandoa vola koa tamin'ny mpisolo-vava.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire