Polisy naka vola tamin’ ny refy

Accueil|Polisy naka vola tamin’ ny refy
Police | Autre | 350000 Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #546

NIsy tovolahy fito ambiroapolo taona nanao fanadinana polisy ka mirefy 1,70 rehefa nizahana tao amin'ny birao ny refiny dia latsaka hono, lasa 1,50 m ,ianao hoy ry zareo mila maka certificat de Toise izao amin'ny birao ihany no akana azy amin'izay mba asondrotra ny refy ny vola aloa amin'izany dia be loatra

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire