fitakiana hetra tsy manara-dalana

Accueil|fitakiana hetra tsy manara-dalana
Impôts | Autres | Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #547

korontana be ny tao an-tsena fa maro hono no tsy mahavoalo hetra ka maro ny doka mihidy ar ny mpivarotra tsy misokatra, nefa misy ihany no mivoha satria manome vola an'ireo mpiasan'ny hetra ka ny sasany tamin'izy ireo nanda tsy nanome viola izany mihintsy.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire