sehatra eo amin’ny fandriapahalemana

Accueil|sehatra eo amin’ny fandriapahalemana
Etat Civil | Autre | 1000000 Ar
Date: 2012-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #550

toetra tena hita maso na dia misy olona tratra ambody omby ka rehefa manome vola mihoatran'ny 1000000ar dia afaka madiodio ka tsy afaka mipasy tribonaly intsony. Dia  mbola misy koa ny tranga hafa mihintsy, olona tsy nanao na inona na inona na rtsy nangalatra , ka rehefa misy olona manao trondro somy dia avy hatrany dia samborina ka tsy afaka raha tsy manome vola be.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire