Secteur privé | Autre | 50000 Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #551
Vehivavy iray mifanolo-bodirindrina aminay no nitady asa tamin'io orinasa io, tsy nisalasala ny tompon'andrakitra mpanoratra ny anaran'ireo mpiasa izay hampidirana fa nitaky vola 50000ar . Dia naloan'ilay vehivavy izany satria te hiasa izy . Nanaraka izany rehefa mandray karama dia tsy maintsy manome volakely ha an'ilay sefo.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le gouvernement
Laissez un commentaire