Secteur privé | Autre | Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #552
Tamin'izaho nitady asa dia hoy ilay direkitera hoe misy fifanarahana aloha vao mahazo asa nefa tsy inona ilay fifanarahana fa miaraka amin'izay vao miasa, ka dia voatery aho nijanona.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire