Services administratifs divers | Autre | Ar
Date: 2014 , Menabe – Morondava | Rapport #558
Na inona na inona ny concours atao ny zanaka malagasy ankehitriny, dia mila volabe . Koa raha ny tenako manokana aloha dia efa in-telo nanao concours fa nohon'ny tsy fananam-bola dia tsy mba mety afaka mihitsy (polisy,zandary,agriculture). Ny azo ambara dia tsy hiasa intsony na oviana na oviana ny zanaka mahantra raha tsy foana ny kolikoly.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire