Gendarmerie | Autre | 5000 Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #559
Indray andro izaho namarotsy omby teny antsena Bemanonga , dia nisy zandary izay hanao "payere" eny croisement-belo naka ny pasiaporon'omby sy ny fiby efa tapaka ka tsy afaka nefa izany raha tsy mandoa vola 5000ar isan'omby na ny lafo na tsia. Kanjo mbola nisy indray zandary hafa izay voatokana anao controle eny an-tsena dia mbola nanotany anay indray ny momban'ny pasipaoro
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire