kolikoly misy ao amin’ny mpiasan’ny tribonaly

Accueil|kolikoly misy ao amin’ny mpiasan’ny tribonaly
Etat Civil | — Choisissez le sujet — | 1000 Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #561

Izaho dia anisany mpampianatra voaray ho mpiasa mpanjakana tamin'ity taona 2015 ity. Noho izany dia nanao legalisation copie teny amin'ny tribonaly aho. Noho ny fikarakarana dossier samihafa anefa dia somary efa harivariva ny tenako vao tonga teny amin'ny birao ka tsy noraisin'ilay tompon'andraikitra intsony nefa nohon'ny notolorako vola 1000ar izy dia niverina mandray ahy tao amin'ny biraony indray.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire