kolikoly eo amin’ny ONG iray eto Morondava

Accueil|kolikoly eo amin’ny ONG iray eto Morondava
Secteur privé | Autre | Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #562

Ny eto Morondava ,nalaza ny ONG de developpement dia ONG mianakava satria tsy  ny akamaroan'ny mpiasa ao  dia fianakaviana iray ihany. Raha te hiditra hiasa ao enao dia mandoa ampahany amin'ny karamanao ary efa resahana mialohany ny idiranao na amin'ny entretien fa tsy manaiky anio dia tsy ho voaray mihitsy enao.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire