Tsindry hazolena ataoan’ireo tafika

Accueil|Tsindry hazolena ataoan’ireo tafika
Autre | Autre | 5000 Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #563

Tamin'izahay nitondra omby hamidy . Teny andalana dia nosakanany miaramila ny ombinay dia nisavany pasipaoro ny biby dia hita fa tsisy hosika fa madio avokoa ny taratasin'ny ombinay kanefa hoy izy  ngahy izy ty tsisy fiaraha-miasa dia tsy nety izy sa tsy nomena  vola vao afaka nande izahay.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire