fidirana miasa ho agent d’impots

Accueil|fidirana miasa ho agent d’impots
Impôts | Autres | 2400000 Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #564

Tamin'izaho nanao concours hidirana hiasa tao amin'ny agent tao Antsiranana no niseho izao tranga kolikoly izao , satria tsy ho afaka fanadinana mihitsy aho na dia mahay nefa tsy manome vola be . Nampandoavina vola be 2400000ar izahay vao ho afaka.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire