Autre | Autre | Ar
Date: 14-12-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #566
Efa nahita kolikoly izaho eo amin'ny sehatra isan-karazany na ara-panjakana na amin'ny sehatra tsy miankina . Ny tena ahitana azy matetika dia eo amin'ny sehatry ny asa, ny fanadinana ara-panjakana, an-tsekoly na hidirana amin'ny asa .Ny olona rehetra dia hianjadian'ny kolikoly avokoa fa indrindrany madinika.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire