zandary

Accueil|zandary
Gendarmerie | Autre | 4000000 Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #567

Niatrika fandinana ho zandary ny tenako hatramin'izay ka hatramin'izao. Nisy nampanantena ny tenako ka nahalasany vola mitentina 4000000ar nefa dia tsy nisy vokany izany. Tsy miverina ilay vola nefa tsy afaka ny tenko. Nilaza izy fa nahita nahita lalana ka nampiavatena ,nefa tsy afaka ny tenako ny concours dia mora ny laza adina fa ny lalana hidirana no sarotra

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le gouvernement

Laissez un commentaire