Services administratifs divers | Autre | 1000000 Ar
Date: 23-04-2004 , Menabe – Morondava | Rapport #571
NOho ny tsy fananam-bolako (hividianana) na koa : homena ny mpitsara ilay fanadinana no antony tsy nahafa-panadinana ahy. Statria nitady vola tamiko ny mpikarakara ny fandinana ka izao nataony: afaka ianao nefa mila mandoa vola 1000000ar
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire