Eo amin’ny sehatrin’ny fampianarana

Accueil|Eo amin’ny sehatrin’ny fampianarana
Education | Autre | Ar
Date: 2014 , Menabe – Morondava | Rapport #573

Tamin'ny andro na fotoana fifaninana fanadinana ny zandriko dia niharany kolikoly satria ny mpanabe mihintsy no manao kolikoly amin'ireo ray aman-dreny mpianatra ka eo amin'izay dia tsy misy fahalalana na fahaizana nefa afaka fotsiny amin'izao.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire