Autre | Autre | Ar
Date: 24-07-2014 , Menabe – Morondava | Rapport #574
Ho anareo mpitondra ambony tompoko. Tamin'ny andro nanaovako baolina kitra tamin'ny 24/07/14 lalao baolina kitra regionaly ny lany selection izaho tamin'izany dia tafiditra mpilalao nationaly izaho ,dia nisy lehibe nitondra anay. Tsy iza izany fa mpanazatra anay dia misolo misolo toerana tamin'izany. Voatery tsy na tsy tafiditra nationaly.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire