Gendarmerie | Autre | Ar
Date: 05-12-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #575
Ny asabotsy 05/12/2015 lasa teo dia novangony amiaramila izay mpiambina ny ben'ny tanàna analina ny tenako. Tsy misy antony anefa izany izany. Nitory amin'ireo rantsam-panjakana rehetra ny tenako , nefa tsy misy valiny azoko hatrami'izao toy ny : polisy, zandary, chefs de corps, chef de region, procureur de la republique. Ka mametraka izay aminareo mpitondra fanjakana, tsycoolkoly koa mba hahita ny marina.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire