Police communal et national

Accueil|Police communal et national
Police | Autre | 8000 Ar
Date: 2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #582

Ilay vola tsy maintsy atao anaty ny taratasim-piara rehefa voasakana ny fiarakodia. Cyclo-pousse nay rehefa tsy mitondra olona dia alainy communal ny coussin. Versement cyclo-pousse 5000ar isan'andro nefa eo amin'ny 8000ar isan'andro ny vola alain'ny communal isan'andro isalin'ny cyclo -pousse.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire