Autre | Autre | Ar
Date: -2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #585
Nisy fiarakodia efa simba nefa mbola azo amboarina . Io fiarakodia io azahoan'ny direction tapakilan-tsolika (CCAL) nefa izahay tsy mahazo na kely amin'io solika io nefa terena izahay tsy manao an'io asa io amin'ny dia tongotra; Raha manodidina eto an-tanàna izahay, raha ivelan'ny Toliara dia izahay madinika no miantoka ny fitanterana raha hiasa an'ivelany Toliara .
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire