Transport | Transport publique | 5000 Ar
Date: 11-2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #586
Tsy afaka miasa izy rehetra raha tsy manome vola izay mandalo eo dia tsy maintsy voasery. Lasa mitombo indray ny insecurité routiére amin'ny RN7. Fa maninoa moa ny avy eto toliara misy fa ny ATT avy any Sakaraha handeha any toliara tsy misy? Mandray vola ireo ATT.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire