kolikoly tamin’ny fanamboarana kara-panondro

Accueil|kolikoly tamin’ny fanamboarana kara-panondro
Etat Civil | Nouvelle CIN | 10000 Ar
Date: 11-2011 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #587

Tamin'io fotoana io dia nampanamboatra kara-panondrom-pirenena aho ka notakian'ny tompon'andraikitra 10000ar raha vita eo noho eo ary 5000ar rah miverina tolakandro. Nampiasa hafetsena  aho rehefa niverina naka ilay karatra ka niteny hoe nandoa vola 5000ar aho ary anmpivereninaoreo tamin'ny tolonakandro kanefa mianatra aho tamin'io dia  tsy afakaka izao vao nahalalaka, hany ka refea nojerena ny toerana misy ny karatra dia  any amin' ny 500ar izay droit tena izy amin'ny fangalana karatra . Tsy nandoa an'io 5000ar io fa nnoho ny hafetsena dia vita haingana ny karatra.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire