Education | Autre | 80000 Ar
Date: 02-2014 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #621
Misy zandriko nanao fanadinana amin'io departement io ka tsy nahazo module roa ka voatery tsy maintsy nandoa vola isakin'ny module. Satria izany ny fomba fiasa ao. Marihina anaefa fa tena niafaka tokoa ilay zandriko noho io vola io.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire