Justice | Autre | 2000000 Ar
Date: 28-08-2014 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #628
Hanao fitarainana taty amin'ny fitsarana, izaho mitaraina indray koa no itakiana vola 2000000ar sao nao mba hahafahana mijery haingana ny fitarainako ary mba hahafahana hamaizana ny olona nanao ratsy ; nefa tsy nifaizina anefa ilay mpanao ratsy fa notakiana vola koa mba tsy hahazo sazy famaizana.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire