concours sage femme

Accueil|concours sage femme
Services administratifs divers | Autre | 2000000 Ar
Date: 2011 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #647

Taloan'io concours io dia nisy olona iray (vehivavy) niresaka tamiko fa raha te ho afaka sage -femme ianao dia izaho mahalala olona afaka andoavanao volamitentina roa tapitrisa ariary dia tsy maintsy afaka ianao . Tsy nanao aho satria tsy nanana io vola iosady ilay toe-tsaina koa tsy tiako satria mamaono firenenaa, ny manam-bola no mahay fa rehefa tsy manana dia odiana tsy hita na dia hita fa mahay izy.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias

Laissez un commentaire