Etat Civil | Nouvelle CIN | 5000 Ar
Date: 2011 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #661
Nanao vacance tany aho dia very ny CIN , rehefa nakany amin'ny tompon'andraikitra mahakasika izany dia itaky vola 5000ar tamiko izy ireo raha tiako ho vita hono nyCIN-ko, fa raha sty izany dia tsy afaka hanao izany ireo satria misy fiche de renseignement tokony hiaraka aminy , fa tany Manakara mantsy no nanaovako karatra (CIN) voalaohany.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire