Police | Circulation | Ar
Date: 2012 , Anosy – Amboasary Atsimo | Rapport #662
Nandeha izaho sy ny papako tany Amboasary ka nitondra moto, ny sofera dia ny papako nitondra ny fiara loha fa izaho nentiny dia tsy nitondra ka nosakanana'ny polisy dia nanontanaiany permis. Teo ho eo dia misy koa olona iray izanynitondra moto koa ka tsy nitondra fiaro -loha dia nosakanany koa fa rehefa neron'ilay olona ny fiaro lohany dia olona fantany ilay olona ka azafady no niresahina amin'ilay olona nitondra moto satria fantany. Tena nampalaelo izany.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire