Taminy volana ambony teo, tao amin’ny hopitaly Befelatanana ? trano mavo ? dia nisy toe-javatra toy izao , vao niditra ny hopitaly ry zareo dia nanontany an’ilay dokotera hoe « misy vola ve ? » , dia avy eo nisy olona hafa noraisiny fa izhay mbola nividy fanafody dia tsy noraisiny mihitsy izahay raha tsy nanome vola « iray alina ariary (10 000 ar) » . Ankoatry izay dia nisy ny fanaraotana ataon’ilay dokotera aminy fangalarana fanafody.Taminy volana ambony teo, tao amin’ny hopitaly Befelatanana ? trano mavo ? dia nisy toe-javatra toy izao , vao niditra ny hopitaly ry zareo dia nanontany an’ilay dokotera hoe « misy vola ve ? » , dia avy eo nisy olona hafa noraisiny fa izhay mbola nividy fanafody dia tsy noraisiny mihitsy izahay raha tsy nanome vola « iray alina ariary (10 000 ar) » . Ankoatry izay dia nisy ny fanaraotana ataon’ilay dokotera aminy fangalarana fanafody.
Santé | — Choisissez le sujet — | 10000 Ar
Date: 04-11-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #703
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire