Santé | — Choisissez le sujet — | 150000 Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #704
Nanana zanaka lahy tokana kely ilay ramatoa izay voan’ny « accident moto » ka noentiny tery amin’ny hopitaly Befelatanana, tonga tao izy ireo ka tsy noraisin’ilay dokotera raha tsy nandoa an’ilay vola 150 000ar. Voatery nandoa vola ilay ramatoa satria tsy afakany hitsabo an’ilay zanany ilay ramatoa raha tsy mahefa an’io vola io.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire