Services administratifs divers | — Choisissez le sujet — | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #707
Zanaka mpiasan’ny ministera retirety natao hisolo an-drainy eo amin’ny toerany ka tsy noheken’ny lehiben’ny ministera fa nosoloina hafa. Ny lalàna manko hoy ity tovolahy ity dia hoe raha misy olona retirety amin’ny asany any aminy ireny orinasam-panjakana ireny dia tokony ny zanany no mandimby azy.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire