Fanaovana tsindry azo lena ny mpiasa

Accueil|Fanaovana tsindry azo lena ny mpiasa
Autre | Autre | Ar
Date: 06-07-2016 , Analamanga – Antananarivo Avaradrano | Rapport #711

Misy mpiasa Malagasy ambonimbony toerana sy Sinoa manao fanjanaham-bola tsy ar-dalàna . Mampiasam-bola ny mpiasa izy ka maka ny ambon’ny vola alain’ny mpiasa rehefa faran’ny volana fandraisam-bola . Ohatra maka 10000ar any aminy dia mamerina izay 12000ar amin’ny farany volana . Izany hoe ny Sinoa no mamatsy vola azy ireo dia ry zareo indray no manjanaka amin’ny mpiasa.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire