Services administratifs divers | Autre | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #712
Misy orinasa maromaro milaza fa miankina amin’ny fanjakana nefa toa mambotry vahoaka satria raha misy miantso an’ilay tolotr’asa an-gazety ataony dia asainy mandoa 2000ar amin’ny voalohany. Avy eo dia lazainy fa misy 25000ar indray aloa fa hoe tsy maintsy manao « Formation » . Mitaraina nefa ny ankamaroan’ny tanora fa fanambakana fotsiny ilay izy. Tena kolikoly mihitsy satria manao dokam-barotra izy hoe « tsy mila diplaoma ilay asa satria ny karama tsara, tapak’androno miasa ».
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire