mpitondra bus

Accueil|mpitondra bus
Transport | Transport publique | 3000 Ar
Date: 03-08-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #714

Teo amin'ny "arret" ranomaimbo isotry no niseho ity trangana kolikoly ity. Mpitondra bus 120 io nanao kolikoly io. Tsy ara-dalana ny taratasy mahakasika ity fiara ity, matahotra ny fisavana ataon'ny mpitandro filaminana, noho izany, ilay mpamily. Koa dia niantso polisy monisipaly ity mpamily, niresaka teo izy ireo, avy eo nomen'ity polisy monisipaly "contravention" ilay mpamily. Tsy noho ilay taratasin'ny fiara tsy ara-dalana anefa no nanomezany izany satria tsy nojereny akory ny taratsin'ny fiara fa novidin'ilay mpamily tsotra izao fotsiny. Izany no nataony dia ny hisorohany ny fisavana izay mety ho ataon'ny polisim-pirenena. Noho izany, rehefa misakana azy ny polisim-pirenena ka hisava ny taratasin'ny fiara dia ilay "contravention" no asehono dia afaka mandeha izy.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire