Taxi-brousse FIFIAMI Itasy

Accueil|Taxi-brousse FIFIAMI Itasy
Gendarmerie | Circulation | 1000 Ar
Date: 17-07-2015 , Itasy – Miarinarivo | Rapport #718

Ara-dalàna ny taratasin'ny fiara sy ny isan'ny mpandeha ao anatiny fa saingy isaky ny mandalo gendarme dia tsy maintsy manome vola, izany lasa fahazarana ilay izy sy mila vaniny izy izy ireo hoy ny chauffeur.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire