Services administratifs divers | Autre | 3000 Ar
Date: 07-07-2010 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #723
Tamin'ny fotoana voatondro hangalàna io acte de naissance io dia nolazain'ireo tompon'andraikitra fa mbola tsy vita ka nasainy niverina ny ampitso. Rehefa niverina ny ampitson'io dia nolazainy ihany fa mbola tsy vita. Niverina ihany ny afaka ampitso ka nanome vola 3000 Ar vao nomen'izy ireo ilay taratasy
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire