Hopitaly HJRA

Accueil|Hopitaly HJRA
Santé | Paiement pour un service gratuit | 60000 Ar
Date: 15-02-2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #746

Ankizy iray noentiny notsaboina tao amin’ny service fitsaboana ny maso io. Rehefa izany dia hita fa tsy maintsy zairina amin’ny kofehy madinika sy levona ho azy ny voamasony. Novidiana avokoa ny fanafody sy ny fitiliana rehetra. Rehefa vita izany rehetra izany dia nampandoavin’ilay dokotera vola 60000 Ar izay tsy ahazoana facture fa karamany manokana hono kanefa dia hopitalim-panjakana

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire