Eau et électricité | Installation d’un point d’accès | 140000 Ar
Date: 17-02-2015 , Analamanga – Anjozorobe | Rapport #796
Tsy misy jiro sy rano ny ao amin’ny trano nefa misy potaux mitondra ho an’ny orinasa lehibe sy ny toeram-panjakana dia nangataka jiro tsy mety mahazo ka nasain’olona iray miasa ao amin’ny orin’asa hanome vola izahay tokatrano vitsivitsy dia hisintona jiro ao aminy. Nanaiky izahay dia nandeha tsara izao tsy misy olana miaraka amin’ny orinasa fa mbola tsy fantatra ny tohiny.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire