Justice | Jugement | Ar
Date: 12-05-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #800
Nisy dadatonay misy nitory tany amin’ny fitsarana tamin’ny endrikendrika nahazo azy. Rehefa natao anefa ny fitsarana dia afaka madiodio izy. Tsy nanaiky anefa ny mpitory azy fa nampiakatra ny fitsarana ary nandoa vola be tany amin’ny fitsarana ka dia nigadra ilay dadatonay.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire