Transport | Transport publique | 5000 Ar
Date: 14-10-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #804
Tany anaty taxi-be nandehanany dia namoha varavarana ilay mpanampin'ny mpamily teny amin'ny toerana izay mbola tsy arrêt akory ary dia nalain'ny zandary ny papiean'ny fiara ary tsy naveriny raha tsy nandoa 5000 Ar
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire