Education | Validation d’une unité | Ar
Date: 11-06-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #808
Rehefa Nande ny fanadinana ny 1er semestre teny Ankatso dia nisy mpianatra iray izay manome ny brouillon vide an'ilay surveillant, ary rehefa naverin'ilay farany ilay izy dia efa feno valisoa, izany hoe nisy ambadika kolikoly tamin'ny fotoana izay nanaovany fanadinana io
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire